Archives journalières 14 août 2019


HEMOPHILIE: Misy voan’io aretina io eto Madagasikara


Aretina tsy dia faheno eto amintsika ny fijininihan-drà lava na « hémophilie » kanefa mahafaty raha tsy voatsabo haingana. Raha ny tarehimarika nomen’ny  ivon-toerana misahana ny fitsaboana  ity aretina ity (CTHMada), eny amin’ny hopitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalo  (HJRA)  Anosy  dia vao olona 150 manerana an’i Madagasikara no mbola fantatra fa tratry ny fijininihan-drà lava. Continuer la lecture