Nitombo indray ny lazan’ny www.deliremadagascar.com. Lasan’ny mpanao gazety ato amin’ny www.deliremadagascar.com ny loka natokana ho an’ny “tanora mpanao gazety” tamin’ny fifaninana “ohatrinona ny teti-bolan’ny kaominina misy ahy? Ny Transparency International-Initiative Madagascar no nikarakara ity fifaninana andiany 2017 ity. Continuer la lecture