Mpanao gazety Malagasy miisa roam-polo nahazo fiofanana momba ny “andraikitry ny mpanao gazety amin’ny sehatry ny toe-karena”. Ny fikambanan’ny fifankatiavan’ny Malagasy amin’ny firenena Sinoa no nanome ny fiofanana izay notontosaina omaly 22 febroary 2018. Continuer la lecture
Archives journalières 22 février 2018
KOLIKOLY ETO MADAGASIKARA: “Atsaharo ny tsy matimanota”
Very isa ny firenena Malagasy araka ny mari-pandrefesana ny kolikoly nataon’ny “Transparency International Initiative Madagascar” taona 2017. Raha 26 amin’ny zato ny salan’isa tamin’ny herintaona, nidina ho 24 izany. Mitana ny laharana faha-118 amin’ny firenena 176 hanjakan’ny kolikoly isika amin’izao fotoana izao. Continuer la lecture