Tetikasa telo hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny fifantenana ireo tetikasa hisitraka ny loka omen’ny Orange ho an’ny mpandraharaha ara-tsosialy manerana an’i Afrika sy Moyen-Orient (POESAM), andiany 2017. Continuer la lecture
Archives journalières 22 octobre 2017
ORANGE MADAGASCAR: Miantoka ny fampandrosoana ny orinasa ny fanomezana lanja ny mpiasa.
Voasokajy ho orinasa manana politikan’ny fitantanana ny mpiasa ao aminy ny “Orange Madagascar”. Nahazo ny amboara “Top employer” ity tambazotran- tserasera ity taorian’ny fitsirihana sy fanadihadiana ny dingana sy ny antontan-kevitra momba izany. Continuer la lecture