Mitety faritany mihitsy ny tobim-pahasalamana misahana ny diabeta. Isan-taona manokana andro hitiliana ny aretina maimaim-poana. Amin’ny maha orinasa miasa amin’ny sehatry ny fahasalamana ny PHARMADIFF, manampy ny vahoaka Malagasy ihany koa izy ireo amin’ny fiadiana ity areti-mandoza ity. Continuer la lecture