Vokatry ny fiovaovan’ny toetra andro, tsy ampy ny rotsakorana ka mahatonga hain-tany. Miatrika betsaka any amin’ny fambolena sy fiompiana izany. Ny faritra Atsimon’i Madagasikara no tena voakasika amin’izany ka ianjadian’ny tsy fanjarian-tsakafo sy ny hanohanana ireo mponina. Continuer la lecture