SARY
Taorian’ny THB Tour tamin’ny fetin’ny Paska tany Antsirabe farany teo, anjaran’i Mahajanga indray izao. Eny amin’ny tora-pasika Soma Beach (Village touristique) ny fotoana ny zoma 19 ka hatramin’ny alahady faha-21 ny volana Aogositra. Hitandroana ny filaminana, voafehy ny toerana hanatanterahana ny hetsika ary ireo feno 18 taona ihany no afaka miditra ao. Continuer la lecture