Fandaharana asa mampiofana ny tanora amin’ny resaka fahaiza-mitantana na “Leadership” ny JCI Academy Malagasy (JMA). Tanjona tiana ho tratrarina amin’izany ny famolavolana ny toe-tsain’ny tanora iatrehan’ny asa sy andraikitra apetraka aminy ao aoriana kely ao. Continuer la lecture